Marié, 3 enfants
- Bénéficiaire du programme à International Visitor Leadership Program (IVLP)
- Nisehatra tamin'ny à Fisokafan’ny artista malagasy amin’ny tsena iraisam-pirenana
- Tale ny DSI - Systèmes d’Information à Ministeran’ny Fitantanam-Bola
- Tale ny TIC à Ministeran'ny Fanabeazam-Pirenena
- Mpamorona sy mpitantana à Orinasa informatika mpanamboatra logiciel eto an-toerana
- Mpamorona sy mpitantana à Trano printy mivelatra eto an-toerana
- Nandraharaha momba ny à Fitsinjarana legioma
- Nandraharaha mikasika ny à Vary sy Katsaka
- Nandraharaha teo amin’ny à Sehatry ny vary sy ny “anacarde”
- Mpamorona sy mpitantana, Orinasa mamboly sy mpanodina vokatry ny tany
- Mpamorona sy mpitantana, Chaîne de restaurants
- Mpamorona sy mpitantana, Onjampeo
- Mpampianatra Oniversite informatika tsy miankina
- FILOHA Tia Tanindrazana
- Mpamorona sy mpitantana Orinasa informatika international
- Mpamorona sy mpitantanana Sekoly fianarana ho an’ny ankizy madinika any ivelany - Montessori
- Mpamorona sy mpitantana Toeram-piofanana manokana informatika
- Mpamorona sy mpitantana Orinasa Fanaovana Gazety mivelatra eto an-toerana
- Mpampianatra Oniversitem-panjakana